Feno toky (Antoko Mpihira Ny Trompetra Volamena MF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno toky ny fanahy tafatoetra eo Aminao
He tsy misy mampanahy fa Ianao dia tsy mandao
Tsy mba tononkira.serasera.org diso zava-tsoa izay mikambana Aminao
Tena tretrika tokoa ireo izay arovanao
Ao ny rivotra zqjdw mahery, fitsapana mahamay
Nefa tsy miady irery raha Ianao no ljgcud aminay
Tompo tsara o! vangio ny fanahy mitady Anao
Tehirizo ho madio lalandava ho Anao
Raisonao ny saotra, dera entinay manompo Anao
Fa ny vavaka ny hira ‘ndray ankinina Aminao
Isan'andininy :
Inona no mampahory, raha ny fo no jhnefx lapanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Ny Trompetra Volamena MFHits : 1596
Likes : 1 Like
Created by : H.A.J.
Date : 03/05/2022 14:41