Ndao ary (Ny Feo Iray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha isika mepi hiaraka hihoby an’Ilay Mahery
aza misy misaraka aza misy mandeha irery
fety ny andro anio hiderana tononkira.serasera.org Ilay Tsitoha
ndao isika andeha hifaly cvtqk sy hiravoravo koa
Jeso no derao (HALELOIA)
hobio sy ankalazao (HALELOIA)
fety ny andro anio (HALELOIA)
ho anao ka ifalio (HALELOIA)
Andeha hiara-mivavaka hidera Ilay Tsitoha
Ts’isy ankanavakavaka fa tena iray tokoa
aoka ny fiderana no hanako hatrany hatrany
soloy tsiky sy korana ireo sento sy tomany
Jeso no derao (HALELOIA)
hobio sy ankalazao (HALELOIA)
fety ny andro anio (HALELOIA)
ho anao ka wjym ifalio (HALELOIA)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feo IrayHits : 2172
Likes : 0 Like
Created by : tarizao
Date : 20/11/2006 14:46