Ampidiro aloha ny tenimiafina
ny tanindrazanay (ny feo dimy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Tanindrazanay
Ny tanindrazanay, Ny tanindrazanay
Ry Tompo o! ampio sy tahionao
Reo fahantrana sy fahalovana
Mbola mangeja, esory ho afaka aminay
Fa manoatra toy ny mpandresy
Izahay tynplv raha tononkira.serasera.org miaraka Aminao
Koa tafio ny herin’ny fitiavanao
Ny fanahinao homba ny taninay
Ny tanindrazanay, Ny tanindrazanay,…
Reo fetsifetsy, sy tia tena koa
Ovay ireo ho feno fahendrena
Reo izay manda anao, sy tsy bjdagopr mba marina
Ovay ireo mba hanan-tahotra anao
Fa manoatra toy ny mpandresy
Izahay raha miaraka Aminao,
Koa tafio ny herin’ny fitiavanao,
Ny fanahinao homba ny taninay
Reo fetsifetsy, sy tia tena koa,….
Tonony & Feony : Rahaingonjanahary xdfvr Rodolphe, Mpitandrina
Ny tanindrazanay, Ny tanindrazanay
Ry Tompo o! ampio sy tahionao
Reo fahantrana sy fahalovana
Mbola mangeja, esory ho afaka aminay
Fa manoatra toy ny mpandresy
Izahay tynplv raha tononkira.serasera.org miaraka Aminao
Koa tafio ny herin’ny fitiavanao
Ny fanahinao homba ny taninay
Ny tanindrazanay, Ny tanindrazanay,…
Reo fetsifetsy, sy tia tena koa
Ovay ireo ho feno fahendrena
Reo izay manda anao, sy tsy bjdagopr mba marina
Ovay ireo mba hanan-tahotra anao
Fa manoatra toy ny mpandresy
Izahay raha miaraka Aminao,
Koa tafio ny herin’ny fitiavanao,
Ny fanahinao homba ny taninay
Reo fetsifetsy, sy tia tena koa,….
Tonony & Feony : Rahaingonjanahary xdfvr Rodolphe, Mpitandrina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ny feo dimyVangy : 152
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pascalrahaingo1
Daty : 21/04/2026 12:39
