Tsy haiko ny hangina (NY FEHIZORO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko ny hangina, tsy hisaotra stfhnj anao ry Ray
Noho ny tananao nitsotra nisakambina anay
Tambitamby, safosafo
Kapoka tsindraindray
Tany icjpj lemaka, haram-bato izay no lalovanay

Kanjo tononkira.serasera.org tao ny sandrinao
’Zay nitantana ny dia
Tody soa ny sambonay ,
Vita sedra tsy nania
Andriamanitra ô! Tsitoha
Andriamanitra ianao
Ray ljqwgqwa hatramin’ny taloha
Nitahiry tsy nandao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : NY FEHIZORO
Visites : 2578
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mpankafy
Date : 11/12/2002 13:11
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1169