Vonjeo vonjeo (Ny Antso (FDL Ambatonjara))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vonjeo vonjeo      Zanahary e ty taninay (2)
Vonjeo vonjeo      fa marary e   ty taninay   (2)

Taninay feno tapakazo sampy no itokisany isan’andro
Nefa tsy izay no mahavonjy  fa ny finoana anao Jesosy
Fa mila anao
Famonjena ty Firenena
Fa mila anao
Famonjena ty Firenena
Vonjeo vonjeo      Zanahary e ty taninay (2)
Vonjeo vonjeo      fa marary e   ty taninay   (2)
Reo mpitondra anay mba ampio mba ho marina sy hadio
Ny vahoaka omeo fahendrena hanaiky Anao ho Famonjena
Fa mila anao
Famonjena ty Firenena
Fa mila anao
Famonjena ty Firenena
Vonjeo vonjeo      Zanahary e ty taninay (2)
Vonjeo vonjeo      fa marary e   ty taninay   (2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Antso (FDL Ambatonjara)
Hits : 171
Likes : 0 Like
Created by : Ambatonjara
Date : 17/03/2026 14:22
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0524