Lioka 2 : 8-20 (Ny Antso (FDL Ambatonjara))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray Alina,
Misak’alina,
Dia Raiki-Tahotra,
Ireo Mpiandry
Ondry Tany An-Tsaha,
Anjely Maro Be,
No Niseho Tampoka
Nilaza Hoe
‘’Aza Matahotra’’

Fa Mpamonjy No
Teraka Ho Anareo,
Ao An-Tananan’i Davida,
Dia Jesosy
Kristy Tompo, Ilay
Voahosotr’andriamanitra,
Hamonjy Izao
Tontolo Izao,
Hitondra Fiainan- Danitra
Ho Ahy Sy Ho Anao

Fa Mpamonjy No
Teraka Ho Anareo,
Ao An-Tananan’i Davida,
Dia Jesosy
Kristy Tompo, Ilay
Voahosotr’andriamanitra,
Hamonjy Izao
Tontolo Izao,
Hitondra Fiainan- Danitra
Ho Ahy Sy Ho Anao

Voninahitra Ho
An’andriamanitra
Ho Any Amin’ny Avo
Indrindra
Ary Fiadanana
Ho Amin’ny Olona
‘’Ankasitrahany’’

Rehefa Niala Teo,
Ireo Anjely Ka Nandeha,
Niakatra Ho Any,
Nankany An-Danitra,
Dia Tsy Nangatak’andro,
Ireo Mpiandry
Ondry Fa Nandeha,
Nizaha An’i Jeso
Tao Betlehema

Rehefa Niala Teo,
Ireo Anjely Ka Nandeha,
Niakatra Ho Any,
Nankany An-Danitra,
Dia Tsy Nangatak’andro,
Ireo Mpiandry
Ondry Fa Nandeha,
Nizaha An’i Jeso
Tao Betlehema

Dia Nandeha
Faingan’izy Ireo,
Ka Nahita An’i Maria,
Sy Josefa Ary Jesosy,
Voahodidina
Lamban-Jaza Teo
Am-Pihinanam-Bilona,
Ka Nampiely
Ireo Hafatra

Dia Nandeha
Faingan’izy Ireo,
Ka Nahita An’i Maria,
Sy Josefa Ary Jesosy,
Voahodidina
Lamban-Jaza Teo
Am-Pihinanam-Bilona,
Ka Nampiely
Ireo Hafatra

Voninahitra Ho
An’andriamanitra
Ho Any Amin’ny Avo
Indrindra
Ary Fiadanana
Ho Amin’ny Olona
‘’Ankasitrahany’’

- Fa Maria Kosa
Nitadidy Izany Teny
Rehetra Izany Ka
Nieritreritra Azy
Tao Am-Pony,
Ary Ny Mpiandry Ondry
Niverina Nankalaza
Sy Nidera An’andriamanitra
Noho Ny Zavatra Rehetra
Izay Reny Sy Hitany,
Araka Izay
Nolazaina Taminy.

Lioka 2 : 8-20
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Antso (FDL Ambatonjara)
Vangy : 165
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ambatonjara
Daty : 30/11/2023 19:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.076