Jesosy no anjarako (Ny Antso (FDL Ambatonjara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
PreludeHidera An’i Jesosy
Lalandava Aho
Raha Mbola Miaina
Koa
Hidera Aho
Eny Hankalaza
An’andriamanitro
Aho
Raha Mbola
Velona Koa
Dera-Derao
Sy Ankalazao
Fa Mpiandry Soa
Mpamindra Fo
Ny Tenany
No
Natao Fanatitra
Hamonjen’izao
Tontolo Izao
Hidera An’i Jesosy
Lalandava Aho
Raha Mbola Miaina
Koa
Hidera Aho
Eny Hankalaza
An’andriamanitro
Aho
Raha Mbola
Velona Koa
Fa Izy No
Loharanon-Tsoa
Mpiahy Izao
Tontolo Izao
Ny Ainy No
Nonatolony
Ho Avotra
Ho An’ny
Olombelona
Hidera An’i Jesosy
Lalandava Aho
Raha Mbola Miaina
Koa
Hidera Aho
Eny Hankalaza
An’andriamanitro
Aho
Raha Mbola
Velona Koa
Interlude
Jesosy No
Anjarako
Ka Hanantena
Azy Aho,
Vaovao Isa-Maraina
Ny Famindrapony
Izy No Tsy Na(Ha)Lany
Ritra Antsika
Hidera An’i Jesosy
Lalandava Aho
Raha Mbola Miaina
Koa
Hidera Aho
Eny Hankalaza
An’andriamanitra
Aho
Raha Mbola
Velona Koa
Eny Hankalaza
An’andriamanitra
Aho
Raha Mbola
Velona Koa
Hankalaza
An’andriamanitra
Aho
Raha Mbola
Velona Koa
Jesosy No Anjarako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Antso (FDL Ambatonjara)Vangy : 222
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ambatonjara
Daty : 30/11/2023 19:39