Mpanompony Ianao (NY ANTSA MIDERA (NAM))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MPANOMPONY IANAO
(Isa.41:9b-10)

Aza matahotra ianao,
Fa momba anao ny Tompo,
Ary aza miherikerika foana,
Fa xajcbveg Izy no Andriamanitrao
Izy tsy mahafoy anao

        Mpanompony ianao,
        Efa nodifiany ka tsy nariany
        Tsy mba nariany

Mampahery anao Izy
Sady mamonjy anao
Ary mitantana anao amin’ny
Tanana an-kavanan’ny
Fahamarinany Izy

        Mpanompony ianao,
     ppxncxz    Efa nodifiany ka tsy nariany
        Tsy mba nariany

A/C : lnjmn Rahaingomahefa Pascal
Mpihira : tononkira.serasera.org NY ANTSA MIDERA (NAM)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : NY ANTSA MIDERA (NAM)
Hits : 199
Likes : 0 Like
Created by : pascalrahaingo1
Date : 21/04/2026 09:20
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294