Mpanompony Ianao (NY ANTSA MIDERA (NAM))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MPANOMPONY IANAO
(Isa.41:9b-10)
Aza matahotra ianao,
Fa liwboio momba anao ny Tompo,
Ary aza miherikerika foana,
Fa Izy no Andriamanitrao
Izy tsy mahafoy anao
Mpanompony ianao,
tononkira.serasera.org Efa nodifiany ka tsy nariany
Tsy mba nariany
Mampahery anao Izy
Sady mamonjy anao
Ary mitantana anao amin’ny
Tanana meyzy an-kavanan’ny
Fahamarinany Izy
Mpanompony ianao,
Efa nodifiany ka tsy nariany
Tsy mba nariany
A/C : Rahaingomahefa Pascal
Mpihira : gmxr NY ANTSA MIDERA (NAM)
(Isa.41:9b-10)
Aza matahotra ianao,
Fa liwboio momba anao ny Tompo,
Ary aza miherikerika foana,
Fa Izy no Andriamanitrao
Izy tsy mahafoy anao
Mpanompony ianao,
tononkira.serasera.org Efa nodifiany ka tsy nariany
Tsy mba nariany
Mampahery anao Izy
Sady mamonjy anao
Ary mitantana anao amin’ny
Tanana meyzy an-kavanan’ny
Fahamarinany Izy
Mpanompony ianao,
Efa nodifiany ka tsy nariany
Tsy mba nariany
A/C : Rahaingomahefa Pascal
Mpihira : gmxr NY ANTSA MIDERA (NAM)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NY ANTSA MIDERA (NAM)Visites : 201
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pascalrahaingo1
Date : 21/04/2026 09:20
