Mpanompony Ianao (NY ANTSA MIDERA (NAM))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MPANOMPONY IANAO
(Isa.41:9b-10)

Aza matahotra ianao,
Fa momba anao ny Tompo,
Ary aza miherikerika foana,
Fa Izy no Andriamanitrao
Izy tsy mahafoy anao

   tononkira.serasera.org      Mpanompony ianao,
        Efa nodifiany ka tsy dpobq nariany
        Tsy mba nariany

Mampahery anao Izy
Sady mamonjy anao
Ary mitantana anao amin’ny
Tanana an-kavanan’ny
Fahamarinany Izy

        Mpanompony ianao,
  mgubfad  owsl      Efa nodifiany ka tsy nariany
        Tsy mba nariany

A/C : Rahaingomahefa Pascal
Mpihira : NY ANTSA MIDERA (NAM)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : NY ANTSA MIDERA (NAM)
Hits : 200
Likes : 0 Like
Created by : pascalrahaingo1
Date : 21/04/2026 09:20
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306