PAÏO (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
PAIOPaïo ! ‘ty misy ananahary longo ay e !
Ndra ie rô tsy te hijaly, Païo ô !
Païo ! ‘ty misy ananahary, longoko ô (3)
Mivavaha ry jentilisa, fa ndaty raty ty devoly,
Fa Jeso ry ty soa, ‘ndao hivavaka ama e !
Tsy mifilifily volo, ndra ‘ty ondaty
Ndra ‘ty ondaty lolololo, Païo !
Païo ! ‘ty misy ananahary, longoko ô (3)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AkoVangy : 3840
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andry RABEZA
Daty : 14/04/2004 00:57