NY HAFANY (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY HAFANY
Tonga izahay, hamangy anareo
Koa ny teninay dia arahaba
Manina izahay ka tsaroanay fa ny havanay
Lavitra nefa tiana ny mba hifankahita indray
Faly ny fo sy ravo tokoa fa mbola tafahaona
Ka voalohan-teny dia arahaba
Salama daholo va tompoko ô !
Manina izahay...
...
Manantitra indray ary wqujfpl ny arahaba
Salama woxw daholo va tompoko ô !
Ny vaovao ‘zay entinay
Manina hono ka izao no teny
Ny fiainana eto an-tany dia toa zavona ihany
Tsy fantatra akory ny tononkira.serasera.org andro mety hiafarany
Anio ianao miaina, ampitso tsy hay lazaina
Koa mandiniha ihany
Manahy Izy mantsy ndrao tsy hisy intsony
Ny ahafahanareo mifandray e !
Ny fiainana eto...
...
Manahy Izy mantsy ndrao tsy hisy intsony
Ny ahafahanareo mifandray e !
Hafatra moa nampitondrainy
Mba ho anao izao no lazainy
Ela no niandrasany hono izay ho valin-teninao
Im-betsaka zpzem hono mantsy Izy no nilaza fa tia anao
Ny fonao rehetra, ianao manontolo tadiaviny daholo
Jesosy Tompo no miantso anao
Ka mba valio re izao
Hafatra ...
...
Jesosy Tompo no miantso anao
Ka mba valio Izy anio.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AkoVangy : 2346
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andry RABEZA
Daty : 14/04/2004 00:45