MANKASITRAKA (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nhtkah Andriamanitra Tompo ô hisaoranay ny anaranao
Noho ianao izay miasa mamonjy manarina manavzo
Ity tanindrazana malalanay ity
Mba ho valin’ny jdzynmq vavaka nasandratray
Tena nzbd mino izahay fa mahatoky ianao
Ka hanoro anay izay mbola tokony hatao
Mba hahatanteraka hatramin’ny farany
Ny fanasitranana ity taninay ity
Ny fonay faly no indro manandratra ny fiderana anao
Fanehom-pisaorana tononkira.serasera.org izao kalo ataonay izao
Mankasitraka e,mankasitraka
Ny fitantananao izahay ry Tompo ô
NY AKO

--------
Rohy: