Taona Vitsy (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taona vitsy(2) andro fohy
No andrasantsika etoana
Fifankatiavana no gohy
Io no ody fisentoana
Fa ny fasana(2) miandry
Tsy manao anteni-miera
Ao no fodiamandry
Tsy maha hendry dokotera
Raha ny andro toy tononkira.serasera.org itony
xpgnyo No ho lanian-kifandrafiana
Sy hanaovana lonjony
Io no tena fahoriana
plnzln Koa andeha re isika mba hihavana tokoa
alegp N'iza n'iza re samia!
Faly mba hifanasoa(2)
No andrasantsika etoana
Fifankatiavana no gohy
Io no ody fisentoana
Fa ny fasana(2) miandry
Tsy manao anteni-miera
Ao no fodiamandry
Tsy maha hendry dokotera
Raha ny andro toy tononkira.serasera.org itony
xpgnyo No ho lanian-kifandrafiana
Sy hanaovana lonjony
Io no tena fahoriana
plnzln Koa andeha re isika mba hihavana tokoa
alegp N'iza n'iza re samia!
Faly mba hifanasoa(2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AingaVangy : 8730
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : bhenfinoanihasina
Daty : 07/07/2015 12:02
