Ampidiro aloha ny tenimiafina
Taona Vitsy (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taona vitsy(2) andro fohy
No andrasantsika etoana
Fifankatiavana no nmpetaxb gohy
Io no ody fisentoana
Fa ny fasana(2) miandry
Tsy manao anteni-miera
Ao no fodiamandry
Tsy maha hendry dokotera
Raha ny andro toy itony
No ho lanian-kifandrafiana
Sy hanaovana lonjony
tononkira.serasera.org Io no tena fahoriana
Koa andeha re isika mba hihavana tokoa
imgwe N'iza n'iza re samia!
miyp Faly mba hifanasoa(2)
No andrasantsika etoana
Fifankatiavana no nmpetaxb gohy
Io no ody fisentoana
Fa ny fasana(2) miandry
Tsy manao anteni-miera
Ao no fodiamandry
Tsy maha hendry dokotera
Raha ny andro toy itony
No ho lanian-kifandrafiana
Sy hanaovana lonjony
tononkira.serasera.org Io no tena fahoriana
Koa andeha re isika mba hihavana tokoa
imgwe N'iza n'iza re samia!
miyp Faly mba hifanasoa(2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AingaVangy : 8731
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : bhenfinoanihasina
Daty : 07/07/2015 12:02
