Taona Vitsy (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taona vitsy(2) andro fohy
No andrasantsika etoana
Fifankatiavana no gohy
Io no ody fisentoana
Fa ny fasana(2) miandry
Tsy manao anteni-miera
Ao no fodiamandry
Tsy maha hendry dokotera
iskjlj Raha ny andro toy itony
mnxfwf No ho lanian-kifandrafiana
Sy hanaovana lonjony
tononkira.serasera.org Io no tena fahoriana
Koa andeha re isika mba hihavana tokoa
ortb N'iza n'iza re samia!
Faly mba hifanasoa(2)
No andrasantsika etoana
Fifankatiavana no gohy
Io no ody fisentoana
Fa ny fasana(2) miandry
Tsy manao anteni-miera
Ao no fodiamandry
Tsy maha hendry dokotera
iskjlj Raha ny andro toy itony
mnxfwf No ho lanian-kifandrafiana
Sy hanaovana lonjony
tononkira.serasera.org Io no tena fahoriana
Koa andeha re isika mba hihavana tokoa
ortb N'iza n'iza re samia!
Faly mba hifanasoa(2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AingaHits : 8656
Likes : 1 Like
Created by : bhenfinoanihasina
Date : 07/07/2015 12:02
