Neny (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainanao indray ry Neny
no ampanakoina hotsaroana
Fa raha sendra mitaraina fa feno alahelo
manambitamby ianao.
Raha ny feonao no miantso
Dia ampy hampitony ny fo, ny ranomaso
Fa anarana ouzfuixf tsy foiko, ary fiainana hotsaroako
Ny tantaranao, ry Neny ô
Fiv: Ry Neny ô, ry Neniko (2x)
Zovy moa no tsy hijery ireo fihafianao, ry neny
Na i dada aza moa dia mbola mitady ny bqcnewu safosafonao
Tsapako fa miady irery raha tojo ditram-bady
noho ny hatsoranao
Be fitia ianao, ry Neny
Ka matetika misotro ilay rano tsy tiana ô
Omeo azy re ry ytdxnhsk Tompo
ireo zato heny avy tononkira.serasera.org aminao
Mba ho saotra atolotra azy
fa sarobidy loatra izay niaretany
Ary ny fahendrenay no zary hafaliana
Hanenika ny fony
Fa anarana tsy foiko ary fiainana hotsaroiko
Ny tantaranao ry neny ô
PATTY (Ny Ainga)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AingaVangy : 6475
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rafilozofy
Daty : 09/08/2004 04:47