Neny (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainanao indray ry Neny
no ampanakoina hotsaroana
Fa raha zsch sendra mitaraina fa feno alahelo
manambitamby ianao.
Raha ny feonao no eltmfc miantso
Dia ampy hampitony ny fo, ny ranomaso
Fa anarana tsy tononkira.serasera.org foiko, ary fiainana hotsaroako
Ny tantaranao, ry Neny ô
Fiv: Ry aphpofmx Neny ô, ry Neniko (2x)
Zovy moa no tsy hijery ireo fihafianao, ry neny
Na i dada aza moa dia mbola mitady ny safosafonao
Tsapako fa miady irery raha tojo ditram-bady
noho ny hatsoranao
Be fitia ianao, ry Neny
Ka matetika misotro ilay rano tsy tiana ô
Omeo azy re ry Tompo
ireo zato heny avy aminao
Mba ho saotra atolotra azy
fa sarobidy loatra izay niaretany
Ary ny fahendrenay no zary hafaliana
Hanenika ny fony
Fa anarana tsy foiko ary fiainana hotsaroiko
Ny tantaranao ry neny ô
PATTY (Ny Ainga)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AingaHits : 6285
Likes : 0 Like
Created by : rafilozofy
Date : 09/08/2004 04:47