Neny (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainanao indray ry Neny
no ampanakoina hotsaroana
Fa raha sendra mitaraina fa tononkira.serasera.org feno alahelo
manambitamby ianao.
Raha ny feonao no miantso
Dia ampy hampitony ny fo, ny ranomaso
Fa anarana tsy foiko, ary fiainana jwaqfb hotsaroako
Ny tantaranao, ry Neny ô
Fiv: Ry Neny ô, ry Neniko (2x)
Zovy moa no tsy hijery ireo fihafianao, ry neny
Na i nohwyhvg dada aza moa dia mbola mitady ny safosafonao
Tsapako fa miady irery raha tojo ditram-bady
noho ny hatsoranao
Be fitia ianao, ry Neny
Ka matetika misotro ilay rano tsy tiana ô
Omeo azy re ry Tompo
ireo zato heny avy aminao
Mba ho saotra atolotra azy
fa sarobidy loatra izay zojdpg niaretany
Ary ny fahendrenay no zary hafaliana
Hanenika ny fony
Fa anarana tsy foiko ary fiainana hotsaroiko
Ny tantaranao ry neny ô
PATTY (Ny Ainga)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AingaVisites : 6539
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rafilozofy
Date : 09/08/2004 04:47