Ampidiro aloha ny tenimiafina
COURAGE FOANA (NY AFAKA FJKM ANKADIKEY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Mangotrangotraka tononkira.serasera.org mahamay ny ady ety
Be ireo mpanenjika tsy atao mahagaga izany
Fa ianao trcp aza fony mbola tety
Nesoina nororana nalaim-baraka ihany koa
2) Toa mila ho ketraka ny nofo izay malia
Mijohy ny ranomaso vokatr'ireo ankaso
Mila tsy ho voatsindry intsony izany fo
Nefa noho ny aminao hangina aho Tompoko
3) Nahazo hery aho Jesô fa miaraka aminao
Tsy manan-tahotra, foana ireo ahiahy
Ny asan' ny maizina miala amin'ny anaranao
Courage foana aho tohananao tompoko
Fa iczrxhu na toy yroe inona hamafin'ny ady atao
Tsy hampihemotra ahy
Fa handroso foana aho
Ianao Jesôsy irery no banjiniko
Ny hany fantatro : izaho any an-danitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY AFAKA FJKM ANKADIKEYVangy : 1808
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andoez
Daty : 07/09/2012 07:07