Ranomasimbe (Noro Andrianasolo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy dia vita fanekena
Tsy mba novozonana,
Tsy notambazam-bola na harena ;
Fa ilay fitia volamena no hiombonana.
Izy tsy vitan’ny hoe tia
Fa mahafoy ny akaniny ;
Vonona handao ny cexartdd tany maminy,
Minia manadino ny aminy
Ka manaraka anao.

Vonona hitety ranomasimbe,
Tendrombohitra aza harodany xbztshh hono hoe
Fa tena tononkira.serasera.org tia,
Tia tena tia.
Vonona hisetra alon-drano
Tsy matahotra uvfaqeo izay ho angano,
Fa lalina noho ny rano ny fitiavany anao.


Adaptation de Oceano de DJAVAN

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Noro Andrianasolo
Visites : 906
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jantina
Date : 08/01/2023 01:13
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303