Kristianina va ianao (Noely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andramo anie ny manontany
Kristianina va ianao
Tsy misy angamba sahy hamaly
hilaza fa hoe: "Tsy izy aho"

Fa menatra ka de manaiky
Hatramin'ireo tsy mpankatoa
Nefa tsy mbola maharesy
Ny hatezerana tsy hifoha
Vao voadona ny ambom-po D.C

$
Jerevo anie fa rehefa sorena
Adino hatreo ilay aim-panahy
Fa velona ny "tena! tena!"
Mandeha koa ny "ialahy! ialahy"

Ho anao izay mbola te ho ratsy
Mpivavaka maniasia
Lavo rehefa tsy ho tanty
Tsy hitenenan-dratsy
Ny anaran'i Kristy D.S
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Noely
Hits : 79
Likes : 0 Like
Created by : mamitoun
Date : 30/12/2024 18:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0806