RAHA MIBALIAKA SOA (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mibaliaka soa ny masoandro
Ny Tompo aminay, miaraka aminay
Ka ny fiainana mirindra isan’andro
Izy re no manda fiarovanay
Ka na sarotra aza ny lalana
O tazony ray o! tononkira.serasera.org ka tohano
Isan’andro re na dia marobe
Ireo ankaso sy ny ranomaso
Eo an-tananao ry Ray o! ljbthft tena tiako
Ny fianako sy ny diako
O tazoninao arovinao hatrany
Ho dwirwhdp matoky aho zihmhvw raha mbola eto an-tany
Ka na sarotra aza ny lalana
O tazony Ray o! ka tohano
Isan’andro re na dia marobe
Ireo ankaso sy ny ranomaso
Ny Tompo aminay, miaraka aminay
Ka ny fiainana mirindra isan’andro
Izy re no manda fiarovanay
Ka na sarotra aza ny lalana
O tazony ray o! tononkira.serasera.org ka tohano
Isan’andro re na dia marobe
Ireo ankaso sy ny ranomaso
Eo an-tananao ry Ray o! ljbthft tena tiako
Ny fianako sy ny diako
O tazoninao arovinao hatrany
Ho dwirwhdp matoky aho zihmhvw raha mbola eto an-tany
Ka na sarotra aza ny lalana
O tazony Ray o! ka tohano
Isan’andro re na dia marobe
Ireo ankaso sy ny ranomaso
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 4028
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RASOLOHERY Mamy
Daty : 06/06/2002 16:48
