LANONANA (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nafanafana ny lanonanaNahafa-po ny fiarahana
’Zay tsy maintsy mody indray
Fa mba hiala sasatra
Raha ny vazo mbola hisy foana
F’any aoriana indray isika mihaona
’Zay tsy maintsy mody indray
Fa mba hiala sasatra
Fa izahay tsy mba hanadino anao
Ny farahanay taminao }2x
NJILA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 3836
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Linah D
Daty : 04/08/2003 06:52