Lasanao iny (Njara Marcel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa lasanao iny mihitsy oah eNy foko manontolo
Mivadibadika am-pandriana izaho
Ataonao tsy matory
Fa isaorako ano aloha ny androany
Tsy andriko intsony indray ny ampitso
Fa fitiavana tsy mety lany
No mbola hifampizarana hatrany
Fa ilay hakantonao, ilay mampitapy ahy
Ilay fitsikinao mamiratra eeee
REF :
Tiako izy iny ee
Izay tsy atakaloko an’iza n’iza
Tiako izy iny eeee
Fitiavana mandrakizay eeee
Fa tiako izy iny eee
Ho ataoko sambatra eo anilako eo izy
Fa tiako izy iny e, ou ou ou
Lasa saina be mihitsy aho e
Mandinika anao iny
Fa tovovavy tena lafatra e
Tsy misy kianina, tsy misy tsiny
Fa mbola isaorako ano aloha ny androany
Tsy andriko intsony indray ny ampitso
Fa fitiavana tsy mety lany
No mbola hifampizarana hatrany
F’ilay hatsaranao, mitondra fanahy
Ilay fitsikinao mamiratra eeeee
Tiako izy iny ee
Izay tsy atakaloko an’iza n’iza oah
Tiako izy iny eeee
Fitiavana mandrakizay eeee
Fa tiako izy iny eee
Ho ataoko sambatra eo anilako eo izy
Fa tiako izy iny e, ou ou ou
Tena tiako ny eo anilanao (tena tiako e)
Ankafiziko ny akaikinao (eeeeeeeee)
Tena tiako ny eo anilanao
Tena tiako ny eo anilanao
Ankafiziko ny akaikinao
Tena tiako ny eo anilanao
Tiako ianao
Lasanao iny, ny amiko rehetra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Njara MarcelVangy : 390
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tokony
Daty : 16/08/2025 18:39
