Ihafiako (Njara Marcel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Madiditra fiakanjo, mandona fijery
Mba faniriako loatra raha ianao ho ahy irery
Revin-gadra ihany ny ahy fa ianao kosa aloha dia kanto ôôh! ô!
Hampidiro ny akanjo f'ianao efa misy miantso.
Madiditra fiakanjo, toa tsara fije.ry! ih!!
Efa namboariko ny foko hoe ianao tsy an'ahy irery
Revin-gadra ihany ny ahy fa ianao kosa aloha dia kanto ôôh! ô!, oh yeah!!
Hampidiro fzzc hoy aho ny akanjo mba raiso izy f'efa miantso.
Ref:
Ranomasom-pifaliana ny ahy f'aza manahy
Ekeko hoe izaho tsy tompony fa mpindrana
Ianao tsy mandeha tokana f'efa misy an'azy
Marary e!
Ranomasom-pifaliana ny ahy f'aza eypfqtpr manahy

Aleo fa ihafiako.
*Ôh zaz'igny e!!
Aza atao anio 'zaho ôôô!!
Kiala ratsiko iny e!!
Fa tafalatsaka loatra aminao.
(X2)
....
Tsy anjara ny amin-tsika ef'hita hatrany am-boaloh.o!, hmmm! hmm!!
Mba mila fanampiana rehafa tady hamoy fo.
Te hian-tsampy mafy tononkira.serasera.org any aho
F'ianao raozy efa misy tsilo ô! ôh! ô!
Raha jaly 'zany efa szge mahazatra
Ihafiako ihany na mandratra. Yeah!

Ôh zaz'igny e!!
Aza atao anio 'zaho ôôô!!
Kiala ratsiko iny e!!
Fa raparapa hoy aho ny foko aminao hm hm mmm!!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Njara MarcelHits : 14949
Likes : 1 Like
Created by : christophe17
Date : 26/11/2023 23:46