Zara (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zara!
Fantatro rkyqqb ianao!
Zara!
Mazava ny fihetsikao
Zara
Anaty masonao
Hitako cmrbkhv tononkira.serasera.org fa tia ahy ianao!

Zara!
Lavitra anao zaho
Zara!
Zaho tia anao (zaho aty Tanà)
Zara!
Any ambanivohitra any
Inona moa no jjcyn hanakana ahy

Ianao ’ty toa
Miahotrahotra
Kanefa izaho tsy mampatahotra
F’izaho sy ianao mety hiaraka ihany
Ka ataoko fanao ny midina any (aminareo any)

Omano ny katsaka, mangahazo fa ho avy aho Zara
Arahiko fitiavana mamy be dia hozaraiko tsara
Hatramin’ny tanety sy havoana dia antsika ry Zara
K’aleo hitomany eo avokoa izay te handrara.

Zara!
Lavitra anao zaho ...

Lala ô! Lala ô! Lala ô!
Ho avy eo mihitsy

Ianao ’ty toa ..

Omano ny katsaka ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Njakatiana
Vangy : 6024
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dd
Daty : 07/02/2004 22:34
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0133