Tokoa (feat. Rija Ramanantoanina) (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisy be tokoa raha ny fotoana niarahana
Na nifamaho koa ny onjan'ny fiainana
Dia nasehonao tokoa ampihavanana
Fa nandresy hatrany ny finamanana
Na tamin'ny ratsy na ny tsara
Nanoro ianao, nanampy koa ary nikarakara
Faly ny fo, tohina tokoa
f'izay rehetra natao dia teo foana ianao (teo tsy nandao)
Isaorako eran-tsaina, eram-po
Satria voaporofo izao tena namako ianao
Nisy be tokoa raha ny fotoana niarahana
Na nifamaho koa ny onjan'ny fiainana
Dia nasehonao tokoa ampihavanana
Fa nandresy hatrany ny finamanana
Na tamin'ny ratsy ngbcaoht na xpdvli ny tsara
Nanoro ianao, nanampy koa ary nikarakara
Faly ny fo, tohina tokoa tononkira.serasera.org

Tsiky dia ampy
Isaorako eran-tsaina, eram-po
Satria zzzawb voaporofo izao tena namako ianao
A/C Njakatiana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NjakatianaHits : 7041
Likes : 1 Like
Created by : jantina
Date : 10/10/2012 23:15