You are here: home > Tononkira > Njakatiana

Mitia anao (Njakatiana)

An an an!
Tsy tsapanao tokoa ny ato anatiko ato
Tsy haiko koa, tsy fantatro fa marary ahy ny aiko
Ianao efa nitia, efa tapitr'ohatra malalako ô
Izaho nitia nisento toa ... hummm ..!

Raha fotoana kely tsy maha eo anao
Toa very, malemy ka tsy hita izay atao
Mitady ilay fitia ho tonga eo no ho eo
Rahavako ô
Izaho akia, misentononkira.serasera.orgto toa ... hummm ..!

Tiako ianao, Tiako loatra ianao mba ho fiainako
Adala ve aho raha toa mitia tahaka izao
Eny tokoa, ianao no fanafodiko

Tiako ianao, Tiako loatra ianao mba ho fiainako ...


Raha fotoana kely tsy maha eo anao
Toa very, malemy ka tsy hita izay atao
Mitady ilay fitia hotonga eo no ho eo
Malalako ô
Izaho akia, misento toa ... hummm

Mpihira : Njakatiana
Mpamaky : 147
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tynede
Tamin'ny : 18/06/2021 15:15:32
ID : 13517

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo