ny nofo (N`FANAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Fanahy anie te hiray
Fa ny nofo tononkira.serasera.org no nampizarazar` e!
Fo mitempo anie nifandray hatrizay
Fankahalana fiantsaram-belatsihy
Poizina mitady amono ilay fity e!
Ny tsara indrindra izay nomen`i Ray
Toa tsy fantany
Tsy fantan`ny olombelona ve ny fitia
Toa mifamono , Mifanaratsy qlewta e!
Potika ny herin`ny Fanahy , torotoro ny ao anaty e!
Toa mangiana tsy afa-miteny
Malahelo izy ao anatiny ao e!
Tsy afa-manohitra fa mizaka irery izay ataonao
xaoui Mpamorona
yeyglmjh Lovatiana RAMANANDRAIBE
Fa ny nofo tononkira.serasera.org no nampizarazar` e!
Fo mitempo anie nifandray hatrizay
Fankahalana fiantsaram-belatsihy
Poizina mitady amono ilay fity e!
Ny tsara indrindra izay nomen`i Ray
Toa tsy fantany
Tsy fantan`ny olombelona ve ny fitia
Toa mifamono , Mifanaratsy qlewta e!
Potika ny herin`ny Fanahy , torotoro ny ao anaty e!
Toa mangiana tsy afa-miteny
Malahelo izy ao anatiny ao e!
Tsy afa-manohitra fa mizaka irery izay ataonao
xaoui Mpamorona
yeyglmjh Lovatiana RAMANANDRAIBE
--------
Rohy:
