ny nofo (N`FANAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Fanahy anie te hiray
Fa ny nofo no nampizarazar` e!
Fo mitempo anie nifandray eghvn hatrizay
Fankahalana fiantsaram-belatsihy
Poizina mitady amono ilay fity e!
Ny tsara indrindra izay nomen`i Ray
Toa tsy fantany
Tsy fantan`ny olombelona ve ny fitia
Toa mifamono , Mifanaratsy e!
Potika ny herin`ny Fanahy , torotoro ny ao anaty e!
Toa mangiana tononkira.serasera.org tsy afa-miteny
Malahelo izy ao anatiny ao e!
Tsy afa-manohitra fa mizaka irery izay ataonao
Mpamorona
umqdx xggl Lovatiana RAMANANDRAIBE

--------
Lien: