MAINA (N`FANAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tonga lafatra
Nefa kosa tsy dia naditra
Misy amin-dry zareo ,mievitra azy ho splybmsb toy ny alika
Tsy mampaninona izay fomba fisainanao
Fa maina ny azy no mba tiany
Ny fanenjehana azy, tsy norarahiny intsony
Nefa indraindray maratra ihany aloha ny fony e!
Tsy mampaninona izay fomba fisainanao
Fa maina ny azy hono tsy mba hariany
Samy olombelona miaina sy maka mamy
Nahoana ary aho no tsy mba tiany e!
Antsika mianakavy anefa anie ny tany e!
Fa ny maina tononkira.serasera.org ny azy no mba fifaliany
Nahoana no toa somparanao sy fohananao ny mba fisiany
Mampitomany, mampitaraina e!
Samy mpandalo ihany isika , samy mpivahiny
miraisa fo fa mpiray aina
Misy ny mpampaory, fa hoe an’azy ny tanana
tena mahasosotra ahy fa hoe an’azy ny lalana
Tsy mampaninona izay fomba fisainanao
Fa maina ny azy no mba tiany
Miseho ho mpivavaka , nefa tsy hita hoe mankaiza
Izy hono argzx zana-kondry, f`izahay hono ratsitaiza
Tsy uweqxma mampaninona izay fomba fisainanao
Fa maina ny ahy no fifaliako

--------
Rohy: