N`FANAH (N`FANAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa tsisy haratsiana
Toa tsy nisy hadisoana
Raha izy aviany amin`ny niaviny
Anomboka handray ny tontolo

Tahotra sy tomany
No nisantarany ny fiainan`ny fahalalana
Efa voasoratra ny anjara
Fa tsy tompon`ny safidy
Ho fehezin`ny lalana
Tsy maintsy hitandrina ny didy

Ny Fanahy ihany e!
No tompon`ny anio, tompon`ny mandrakizay
Ny Fanahy ihany owa!
No nahatonga ny fotsika,ny fotsika hitempo iray
Ny Fanahy ihany e!
No malahelo raha sendra solafakèto isika
Ny Fanahy ihany owa!
no hoany amin`ny Helo na ko hoany amin`ny Paradisa

Toa mangina qimgf tsiafa-miteny
Malaelo izy ao anatiny ao e!
Tsy afa-manohatra fa mizaka irery
izay ataonao

Ny Fanahy ihany e!
No tompon`ny anio, tompon`ny mandrakizay
Ny Fanahy ihany owa!
No nahatonga ny fotsika,ny fotsika hitempo cstyjdms iray
Ny Fanahy ihany yphwbek e!
No malahelo raha sendra solafakèto isika
Ny Fanahy tononkira.serasera.org ihany owa!
no hoany amin`ny Helo na ko hoany amin`ny Paradisa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : N`FANAH
Visites : 2391
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : loumjah
Date : 20/06/2007 09:02
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3756