LALANA HO AHY (NEW CALLED)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mety tsy ho takatro ny fomba fitondrany
Mety tsy ho arako izay tanjony any ho any
Tsy ho ataoko mampanahy
F’IZY izay, efa manangana ho ahy

Tompo tsy fantatro ny anton’ny tomany
Indraindray tsy zakako ka tonga ho azy izany
Nefa aho mbola tononkira.serasera.org manantena f’Ianao ihany
No afaka hanangana ahy

Yeah yeah yeah
F’IZY no hanangana ahy
Yeah yeah yeah
Ny heriny no hery ho ahy
Yeah yeah yeah
Tsisy hananako ahiahy
F’IZY no anao làlana ho ahy

Tsy hiova fa hahatoky aho
Fa fiainana vaovao yjmndbxu
No nomaniny twjpln ho ahy cxzeknl sy ho anao

Yeah yeah yeah
F’IZY no hanangana ahy
Yeah yeah yeah
Ny heriny no hery ho ahy
Yeah yeah yeah
Tsisy hananako ahiahy
F’IZY no anao làlana ho ahy

AMEN

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : NEW CALLED
Hits : 2973
Likes : 0 Like
Created by : fanfan2
Date : 14/12/2019 08:21
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0454