Kamboty fitia (Ndondolah sy Tahiry)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iriako raha tianao
ny tiako sy tianao
Ny mamy niaraha-nifaly
Ny fonao tononkira.serasera.org sy ny ahy iriako raha rliisr mety
Ho tonga hitambatra ho iray
Ny tianao sy vqsvqk tiako anilan’ny tsara
Tsaroako fa mavesatra
zxzczlpy Ekenao ve (2) fa misy
Fitiavana mamy anatiko ao
Asa re raha kilalao ny fifankatiavantsika roa
Izao fiarahantsika izao na tena matotra tokoa
Fiangaviana ihany ny ahy
Fa tsy voatery ho anao
Ankamantatra ho ahy
Izao fiainantsika izao
Raha kamboty fitia aho dia very
Tsaroako fa tsy mba ho sambatra any aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ndondolah sy TahiryVisites : 19783
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 10/04/2006 06:50