Aza ampirafesina (Ndondolah sy Tahiry)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza ataonao gshc izao izaho
f’izaho mbôla tia anao
Aza ampijaliana
f’izaho moa nanino ô
Marary loatra anatin’akahy
Marary mampitomany
Chérie
Angaha tsy hoe hilokaloka fitia
Chérie
Angaha tsy hoe mandrakizay izy ity
Chérie
Aza ampirafesinao izaho
Aza hadino voady nifanaovana
Marary ufhzygw arô izaho iny
Inona ary no tsy ampy aminao
ho tanterahiko marigne
Fa aza ataonao izao tononkira.serasera.org izaho
mijaly mafy aho miaritra e
Chérie
Angaha tsy hoe hilokaloka fitia
Chérie
Angaha tsy hoe mandrakizay izy ity
Chérie
Aza ampirafesinao izaho
Aza hadino svzns voady nifanaovana
...
f’izaho mbôla tia anao
Aza ampijaliana
f’izaho moa nanino ô
Marary loatra anatin’akahy
Marary mampitomany
Chérie
Angaha tsy hoe hilokaloka fitia
Chérie
Angaha tsy hoe mandrakizay izy ity
Chérie
Aza ampirafesinao izaho
Aza hadino voady nifanaovana
Marary ufhzygw arô izaho iny
Inona ary no tsy ampy aminao
ho tanterahiko marigne
Fa aza ataonao izao tononkira.serasera.org izaho
mijaly mafy aho miaritra e
Chérie
Angaha tsy hoe hilokaloka fitia
Chérie
Angaha tsy hoe mandrakizay izy ity
Chérie
Aza ampirafesinao izaho
Aza hadino svzns voady nifanaovana
...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ndondolah sy TahiryVisites : 19715
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : lanto
Date : 26/04/2005 02:04
