Lasa tsy tana (Natoraly F.A.H)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
LASA TSY TANA
And1 : Tsaroako ilay andro niarahan-tsika roa
Nitia aho sy nanaja anao
Nandefitra sy niaritra ireo ditranao
Kanefa tsy norarainao,
Ka diso ve aho hiala aminao
Fa mba mahalala marary toa anao
Diso ve zah iala aminao fa nofo aman-dra
toa anao
Ref : Ka iny aho no lasa tsy tana
fa ny antsika roa koa efa tsy anjara
Tsy oe izao anie no tsy tamana
Fa ny toetranao efa iara-malala (X2)
And2 : Tsy anozona aho raha iala aminao
Fa hivavaka ho ahy sy ho anao
Tsofiko rano ianao ahita ny tsara
Ho arahin’ireo dimby sy fara,
Fa vmqwiu ny antsika roa ko myeypgt efa tsy anjara
Ka any ankafa aho no hitady hafanana(X2)
Ref : Ka iny aho no lasa tsy tana
fa ny antsika roa koa efa tsy tononkira.serasera.org anjara
Tsy oe izao anie no tsy njkdyka tamana
Fa ny toetranao efa iara-malala (X2)
And1 : Tsaroako ilay andro niarahan-tsika roa
Nitia aho sy nanaja anao
Nandefitra sy niaritra ireo ditranao
Kanefa tsy norarainao,
Ka diso ve aho hiala aminao
Fa mba mahalala marary toa anao
Diso ve zah iala aminao fa nofo aman-dra
toa anao
Ref : Ka iny aho no lasa tsy tana
fa ny antsika roa koa efa tsy anjara
Tsy oe izao anie no tsy tamana
Fa ny toetranao efa iara-malala (X2)
And2 : Tsy anozona aho raha iala aminao
Fa hivavaka ho ahy sy ho anao
Tsofiko rano ianao ahita ny tsara
Ho arahin’ireo dimby sy fara,
Fa vmqwiu ny antsika roa ko myeypgt efa tsy anjara
Ka any ankafa aho no hitady hafanana(X2)
Ref : Ka iny aho no lasa tsy tana
fa ny antsika roa koa efa tsy tononkira.serasera.org anjara
Tsy oe izao anie no tsy njkdyka tamana
Fa ny toetranao efa iara-malala (X2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Natoraly F.A.HVangy : 882
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : menjatiana
Daty : 28/06/2024 11:14
