Natoraly F.A.H

Hampiditra sary Nampiditra menjatiana
28/06/2024 12:44
Hiran'i Natoraly F.A.H 2 Jereo eto
Vangy : 95
Mpankafy : 0 Ankafizo

Mombamomba azy

Natoraly F.A.H dia tarika iray, izay niforona tamin'ny taona 2023 teny Ambohimanambola, ny ao anatin'ny tarika dia misy 5 ny mandrafitra azy, ny nahatonga ilay anarana moa dia izao:
Natoraly, ny nahatonga ilay Natoraly dia izay tia mandende amin'ny toerana natiora foana, dia nisy fotoana ny tarika nivoka tany Ambohimanambola, ka nitsirin'ny hevitra oe ndao tsika mba anao tarika iray dia izay no nanaovana azy
F.A.F, ilay FAH ndray dia voalohany aminy anarany tanindrazanay tarika tsirairay avy, no nangalana azy.

Hevitra momba an'i Natoraly F.A.H

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Natoraly F.A.H (2)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1421