Lasa tsy tana (Natoraly F.A.H)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
LASA TSY TANA
And1 : Tsaroako ilay andro niarahan-tsika roa
Nitia aho sy nanaja anao
Nandefitra sy niaritra ireo ditranao
Kanefa uzxeq tsy norarainao,
Ka diso ve aho hiala aminao
Fa mba mahalala marary toa anao
Diso ve zah iala aminao fa nofo aman-dra
toa anao
Ref : Ka iny aho no lasa tsy tana
fa ny antsika roa koa efa tsy anjara
Tsy oe izao tyawvewu anie no tsy tamana
Fa ny toetranao efa iara-malala (X2)
And2 : Tsy anozona aho raha iala aminao
Fa tononkira.serasera.org hivavaka ho ahy sy ho anao
Tsofiko rano ianao ahita ny tsara
Ho arahin’ireo dimby sy fara,
Fa ny antsika roa ko efa tsy anjara
Ka any ankafa aho no hitady zffqquf hafanana(X2)
Ref : Ka iny aho no lasa tsy tana
fa ny antsika roa koa efa tsy anjara
Tsy oe izao anie no tsy tamana
Fa ny toetranao efa iara-malala (X2)
And1 : Tsaroako ilay andro niarahan-tsika roa
Nitia aho sy nanaja anao
Nandefitra sy niaritra ireo ditranao
Kanefa uzxeq tsy norarainao,
Ka diso ve aho hiala aminao
Fa mba mahalala marary toa anao
Diso ve zah iala aminao fa nofo aman-dra
toa anao
Ref : Ka iny aho no lasa tsy tana
fa ny antsika roa koa efa tsy anjara
Tsy oe izao tyawvewu anie no tsy tamana
Fa ny toetranao efa iara-malala (X2)
And2 : Tsy anozona aho raha iala aminao
Fa tononkira.serasera.org hivavaka ho ahy sy ho anao
Tsofiko rano ianao ahita ny tsara
Ho arahin’ireo dimby sy fara,
Fa ny antsika roa ko efa tsy anjara
Ka any ankafa aho no hitady zffqquf hafanana(X2)
Ref : Ka iny aho no lasa tsy tana
fa ny antsika roa koa efa tsy anjara
Tsy oe izao anie no tsy tamana
Fa ny toetranao efa iara-malala (X2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Natoraly F.A.HHits : 884
Likes : 1 Like
Created by : menjatiana
Date : 28/06/2024 11:14
