Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY HIRANTSIKA (Narisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ihany irony hira efa niseho
Samy khowckxt manana ny tonony sy feo
Ao ireo mitory fijaliana
Ao ireo milaza fifaliana
Ireo milaza filaza fifaliana
Ireny rehetra tononkira.serasera.org ireny raha arahi-mozika
Dia mamoaka hira ankafinzin-tsika
Nefa tsy hita akory dia injay
Nefa tsy hita akory dia injay
Mora adino mora lefy toa tsy hay
Fa ny hirantsika kosa mbola hafa
Tsisy feony ka tsy hain’olon-kafa
Ny ato am-poko no mikalo sy miritsoka
Ny masonao izay vreymt hiantefany dia ho ditsoka
Ny hirantsika tsy ho adino tsy ho lefy
Na dia tafasaraka aza tsy voafefy
Fa toa kofehy ribicnp mampitohy lalandava
Ka tsy afaka ao am-po sy eo am-bava
Samy khowckxt manana ny tonony sy feo
Ao ireo mitory fijaliana
Ao ireo milaza fifaliana
Ireo milaza filaza fifaliana
Ireny rehetra tononkira.serasera.org ireny raha arahi-mozika
Dia mamoaka hira ankafinzin-tsika
Nefa tsy hita akory dia injay
Nefa tsy hita akory dia injay
Mora adino mora lefy toa tsy hay
Fa ny hirantsika kosa mbola hafa
Tsisy feony ka tsy hain’olon-kafa
Ny ato am-poko no mikalo sy miritsoka
Ny masonao izay vreymt hiantefany dia ho ditsoka
Ny hirantsika tsy ho adino tsy ho lefy
Na dia tafasaraka aza tsy voafefy
Fa toa kofehy ribicnp mampitohy lalandava
Ka tsy afaka ao am-po sy eo am-bava
--------
Lien:
