Sambatra (Nanie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho manana anao
Manana olon-tiana manam-panahy
Fa na @ mora na tononkira.serasera.org @ sarotra ytizjgmm eo foana ianao
Sambatra aho nomena anao
Fanomezana sarobidy tsy hahitan-takalo sy hahitan-tsahala
No sady ampy mahalala ny mahafeno kaxyjyta ahy
Hainao ny manohana ahy
Mampahery sy miahy
Hainao ny mahatoky ahy
Nefa tsy mamela ahy ho irery
Hainao ny mandefitra sy manetritena
Tsy misy ny mampanahy fa ianao tokoa ireo
Ho sambatra ianao fa aza miahy²
Fa hiezaka aho ny hamaly fitia
Omeko anao daholo izay rehetra matokia
Mahasambatra ny manome
Izay nomena ahy efa ela be
Fitiavana lehibe indrindra
Avy ao ampo, tolotra avy @ Tsitoha
Hainao ny manohana ahy
Mampahery sy miahy
Hainao ny mahatoky ahy
Nefa tsy mamela ahy ho irery
Hainao ny mandefitra sy eujf manetritena
Tsy misy ny mampanahy fa ianao tokoa ireo
La, la la la la la
La la la la la ...
NANIE

--------
Rohy: