Noely maminay (myti'art)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro iray
Atsiarovanay ny noely androany
Teraka indray ianao ato amponay foana
Velona mandrakizay tononkira.serasera.org tsy voafetran'ny fotoana
Teraka ianao
Ampiray finoana anay
Teraka ianao
Hiady hisolo voina dgbqizi anay
Teraka ianao
Mba hitondra fahazavana
Teraka ianao
Hanome yuysdro qjvgqxi fanantenana

Tantara iray
Tsy adinonay ny naterahanao
Noely maminay ankalazanay foana
Fety ho anay sy ho anao
Tsy voafetran'ny fotoana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : myti'art
Vangy : 3129
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tantelyr03
Daty : 31/03/2017 23:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1732