Soratako ianao valin'ny aingam-panahy (MSD)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soratako ianao valin’ny aingam-panahy
Soratako ianao satria tiako
Tiako fa nahoana ? Aleo ho tsiambara-roa
Ity gusv saiko te-hanoratra tononkira.serasera.org fa ny tanako miraikitra
Ny fanahiko mirenireny maika hanantanteraka mjjotj ireny
Soratra manokatra làlana, mitondra fahalalana
Hoan’izay tsy tamàna…
Masosotay ianao, soratako
Malahelo osxuchcy ianao, soratako
Tezitra ianao, soratako
Faly ianao, asa-tanako…
Soratako ianao, valin’ny aingam-panahy,
Soratako ianao, valin’ny aingam-panahy…

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MSDVangy : 2322
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 09/11/2016 09:03