Miami (Mr Sayda (Misié Sayda))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko ianao any raha mba mandre ny hirahirako e
Ze lalana nalehanao ko ts nidirako e
Tsy hoe taratasy ianao akory ka hoe nifirako e
Nanary volamena ianao hahita firaka e
Na mety hoe malahelo iny mouchoir iny havalomy
Fotoana koa hameno hampianatra ny fo ho tony
Finday rehefa maneno de tsy zah miantso anao intsony
Ny havanareo teneno mba hamafa ahy ao am-pony

Tsy hanao halahelon-kanina
Na koa mbola hitanontanona
Rehefa tsy mety de aleo hajanona
Fa hoatran'ny lasa sangodim-panina
Samy vita dia tsisy kianina
Mody mitapy sy mody fanina
Bandy koa tsy hitalaho anao e , Otran amin'ny film Amerikanina
Sao manonofy e ô , fa zay tsy boka aina
Na hanao loupe e ô , ny fitiavako tsy hitanao
Hitady hafa ny soldat
Ilay fitiavako nifono potka
De ny tsiron'ny roranao tamin'ny molotro efa nitelomako vodka

( Refrain)
Aza malahelo ô
Raha sendra mahatadidy eeeeô
An'ireo fotoana mamy e
Rehefa mijery vidéo ô
Ô ô ô ô x 3

Tantaratsika vitako album
Le Zah mba sendra valabalaka iny de ny tananao manotra anah amin'ny baume
Lany rora lany calorie
Fa nataonao toy ny lamoria
Rano raraka le ho doria
Le tsika roa ho eny amin'ny la mairie
bay x 4
Avadiko ny paragraphe
Dorako ny pejy , sotroiko ny jirafe
Tsy mila sparadrap, na tsika miaraka na koa pirafy
Foko koa pirate
Androany mety tsisy ny parade
Tsy hesoriko aminao aloha ny baraka
Fa radem ny ocas hibanaka
Omeko ny astalavista fa B.I.T.C.H
Poplar be eny amin'ny piste fa hoe tsy mandeha raha tsy iray hetsy
Amin'ny iray hetsy amin'ny roa arivo
Manana elatra mirihariha
Mbola ho vanona
Mbola ho fanina
Hiriko tsy ho sendra ny bandy tsy vanona
Tsy zaza fahanana nursie fa merci
Fo sportif Otran Messi
Fiainana fenoina tsikitsiky Otran avy mijery Eddy Murphy
Tana tsinona maro fille
Atreto ka hatreny amin'ny parvis
Adofotro mafy ny Tosma anadinoko anao parsi

( Refrain)
Aza malahelo ô
Raha sendra mahatadidy eeeeô
An'ireo fotoana mamy e
Rehefa mijery vidéo ô
Ô ô ô ô x 3

Nahatsiaro anao zah omaly
Satria koa sendra nandalo
Teny an-tanananareo e (tananao hono eny e )
Zay no mahatonga anah hikalo
Tsy haiko na noraisinao ho fahavalo
Hajaiko mamanareo e

Agrad a !
Lazao azy hoe ny bandin' Ankazomanga
Na inona koa zavatra mitranga
Tsy vokovokon' alahelo
Na handeha hanao vokovoko manga
Tsy ny tany no Mahajanga
Na ny fitiavana no hahabanga
Ilay kodikody no rangah
Manaikitra taolana mahabanga
De ny mbola hoe feno nify de aleoko manaikitra any an-kafa
De ny mbola manofinofy de aleoko manidina sady miapa
Hitady hafa ny soldat
Ilay fitiavako nifono potka
De ny tsiron'ny roranao tamin'ny molotro efa nitelomako vodka

( Refrain)
Aza malahelo ô
Raha sendra mahatadidy eeeeô
An'ireo fotoana mamy e
Rehefa mijery vidéo ô
Ô ô ô ô x 3

Fa Zah efa milamina be aty à Miami e
Tsika kosa aleo hijanona ami ami e
Zah efa milamina be aty à Miami e
Tsika kosa aleo hijanona ami ami e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mr Sayda (Misié Sayda)
Vangy : 93
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Samuelhery
Daty : 09/07/2024 21:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.224