Zah tsy afaka hiandry anao (Mr Sayda (Misié Sayda))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndana ataovy hoa zay tianao eh!
D'efa anao ny anao
Fa zah tsy afaka hiandry anao eh!
Samy mahay samy manao

Aza tadiavina ze mahasaropiaro ana
Fa mijanona any refa tsnatsiaro ana
Ray ve moa no lasa ka hoe ahalasa gaigy
Ze any atovy masaka tena tsis bedy
Dia az mody aty refa lazainy oe maivandoha
Fa za oa ts mosoara hamafana aretimpo (x2)
Fa nahoana kosa mou ouh ouh
Ianao no manao ny ataonao
K'aza tedavina ze masaropiaro ana fa mijanona rehef tsmatsiaro ana

Ndana ataovy hoa zay tianao eh!
D'efa anao ny anao
Fa zah tsy afaka hiandry anao eh!
Samy mahay samy manao

Nande tany ianao parsi tsy niera
Aza manantena iverina tsy lera
Za tsy afaka hiandry anao fa miodina ny tany
Celibataire koa za ref misy manontany
Aokzay ny tambitamby na koa oe teny mamy
Omeo anze mahafaty anao any ambadik'any
Ny foko tsy birao faharoa na koa roue de secours
Rapitso ah defa ahita hafa iarahana matory
Varoty any ny anao fa tsy ilaiko intsony
Aleoko miova rivotra vaovao ndray oa
Aza mitady ahy tsony mba tsy isian'ny lonilony
Fa ifandany lera ifampi-wawawa
Ka aokzay...Aokzay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mr Sayda (Misié Sayda)
Vangy : 6704
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 08/12/2015 11:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3197