Voay (Mr Sayda (Misié Sayda))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voay a voay aho sipako
Firy no efa naripako.
Fa ndry koa no toa mbola tsy hitako
Fa taiza foana.

Izao no lazaiko anao ry Madame Razay
Efa miakatra an-tanety izao ny voay
Mandondona izy mikozy anao hoe vohay e.
Vao manokatra eo dia mangahiahy e.


Mitandrema ianao ry madame Odile eh!
F'efa miakatra ny crocodile e!
Mivezivezy izy maneraka ny ville e!
Dia rehefa hariva izy mba eny amin'ny fôhiny e.

Zany le kôzy sao variana tsy mijery e
Tsy feno mikobana ny tapany efa very e.
Voay masiaka be no miakatra an-tanety e
Ka mailomailo ianao ry Madame Mariette e.

Marina fa ianao mahay lesona,
Fa ny voay koa nefa mahay mampiesona
Taraiky ianao dia harafesina
Dia hoaiaka eo e.

Mitandrema fa feno ny voay
Tsy voatery eo Anosy io na eny Masay
Eny an-dalambe sy anaty magazay
Madame ô ô, dia ahitana voay.

Mitandrema fa noana ny voay
Tsy azo atao namana ireo fa mamay
Sao mipitrapitra dia handeha handray
Fa oay e, anao lanin'ny voay.

Dia ny voay rehefa anaty fety tonga dia mi-danse a,
Rehefa anaty afera tonga dia mi-fonce a.
Voay rehefa vacance dia tonga any a France.
Statut Facebook hoe makamaka ambiance.

Ny voay andry Lemizo mbola nandeha dilizansy
Fa am'izao izy efa mandeha Air France
Ka tsy any Antsapanana no mihinaminam-bary e
Fa any a Dubai izy no makamaka sary e

Zany le kôzy sao variana tsy mijery e
Tsy feno mikobana ny tapany efa very e.
Voay masiaka be no miakatra an-tanety e
Ka mailomailo ianao ry Madame Mariette e.

Marina fa ianao mahay lesona,
Fa ny voay koa nefa mahay mampiesona
Taraiky ianao dia harafesina
Dia hoaiaka eo e.

Mitandrema fa feno ny voay
Tsy voatery eo Anosy io na eny Masay
Eny an-dalambe sy anaty magazay
Madame ô ô, dia ahitana voay.

Mitandrema fa noana ny voay
Tsy azo atao namana ireo fa mamay
Sao mipitrapitra dia handeha handray
Fa oay e, ao 'nao lanin'ny voay.

Kilalao no natao rehefa mba manina anao
Mampiakatra setro-tsigara ka tena voay a.


Ny voay andry Lemizo mbola nandeha dilizansy
Fa am'izao izy efa mandeha Air France
Ka tsy any Antsapanana no mihinaminam-bary e
Fa any a Dubai izy no makamaka sary e

Mitandrema fa feno ny voay
Tsy voatery eo Anosy io na eny Masay
Eny an-dalambe sy anaty magazay
Madame ô ô, dia ahitana voay.

Mitandrema fa noana ny voay
Tsy azo atao namana ireo fa mamay
Sao mipitrapitra dia handeha handray
Fa oay e, anao lanin'ny voay.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mr Sayda (Misié Sayda)
Vangy : 3328
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 18/04/2022 19:13
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.227