VATOMAMY (Mr Sayda (Misié Sayda))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Afakafaka aho mahita ao anatin'ny sipa be dia be,
Maso iray nangataka hoe mba hitanao ve?
Tsy avelako hipitrapitra ianao sao dia alwkkwru mba ndabgqov iray lalana e!
Ka mba ho eto any aminao any aho ataovy namana e!
Dia notsetsafiko satria mbola mamy,
Notsitsiko tsy navelako ho lany,
Nankafiziko satria mbola mamy oa o!
Avy dia nobataiko nody tany an-trano.
An'ahy irery ianao andraony fa aza manahy,

Na zava-mahery aza ny fankapanahy,
An'ahy irery ianao, androany an'ahy ianao, an'ahy.
Toa mampirarakivy e! fitia mampiolomay o!
Antsika roa ny hariva e! fa ela loatra izay o!
Adinoko ny hatsiaka e! sy ny andro mahamay o!
Rehefa anilanao aho faly, an'ahy ianao dia izay.
Feno fitiavana 'ty foko adaladala,
Aza asetrinao fandavana, aza misalasala,
Fa raha tononkira.serasera.org mbola misy mampisalasala anao any, ho eto aty fa ho alàko o!
Dia raha mbola misy bandy manadala anao any, tena mba tsy hamelàko.
Mahasaropiaro ianao satria koa mbola tena mamy,

Antsika roa xknvecgd ny hariva e! fa ela loatra izay o!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mr Sayda (Misié Sayda)Visites : 1174
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : litarazavar
Date : 23/11/2023 14:30