Tsy haditra (ft Pit Léo) (Mr Sayda (Misié Sayda))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ôlalala!!!(mba hoento hanaraka anao izaho!!!)
Ôlalalalalala!!!
Ôlalala!!!(mba hoento manaraka anao izaho oh...!!
Ôlalalalalala!!!
Ref:
Faly izaho manana anao!! Anilako eo foana tsy mandao!!!
Izay tebitebinao avelao!! Fa izaho hoento hanaraka anao!!!
Hanaraka anao tsy haditra aho!! Isan'andro isan'ora minitra!!
Hanaraka anao tsy haditra aho!!
Mr sayda: Fa mijanona amin'ny dim!y hariva izao ny andro sy ny lera!!
Fa lasamborona aho mahita anao!!
Hanaraka anao aho fa androany mba miera!!
Fa efa hendry aho ka mba ho ento anao!!
Tsy sakafo eo am-bilany enao ka hoe nandramako ô!!
Raha tsy mino an'izany anontanio ny akamako oh!!
Ianaoery no rovan'ny Manjakamiadako oh!!
Tiko enao ka hovaiko mpanjaka ry havako oh!!
(Ref)
Pit leo: Ny hoavintsika efa hitako eh, fa hamiratra eh!!
Raha ny mombantsika aloha dia vitako eh!!
Ty tsy sary indray mipika anie!!
Fa film amin'ilay tsy mety vita anie!!
Fa ilay masoandro mody toa lasa mampalahelo!!
Izaho lasa mangoritsina isak'izay maheno!!
Ilay feonao mibitsibitsika tsiambaratelo!!
Eo ampoto-tsofiko toa mozika maneno!!
Oh lalala
Mba ho ento aho am'izay lalanao
Oh lalala
Mba raiso aho ho malalanao
Oh lalala
Mba omeo ahalalana aho
Oh lalala
Mba raiso aho ho malalanao
(Ref)
Ny antsika sy ianao tsy ho vita
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mr Sayda (Misié Sayda)
Vangy : 7264
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mal't
Daty : 01/02/2017 06:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0775