Taralila (feat SUL-K) (Mr Sayda (Misié Sayda))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sendra mba nanembona aho dia nanoratra hira
Asa ianao raha mievina mahatsiaro anah mangina e
Dia mbola ity ilay fo mitepo tsy nasianao sira e
Reveko manja fa tsy maninona zah' efa taralila e

Omeo aho, omeo fitiavana
Omeo aho raha sitrakao
Raha hiavona ianao na tsy te hanolotra
Dia hanaja tena hisintaka aho

Efa zatra natositosika
Ohatran'ny varavaran'ny magazay
Efa zatra narary, efa zatra tofoka
Efa zatra fitiavana barakay
Ny anarako azonao adinoina
Ny momba ahy rehetra azonao vonoina
Ny rindrina koa azonao lokoina
Fa ity vazo ity kosa azonao kaloina

Omeko anao izy e mba hahatsiarovanao
Hoe na dia tara aminao ary aho dia nandalovanao


Sendra mba nanembona aho dia nanoratra hira
Asa ianao raha mievina mahatsiaro anah mangina e
Dia mbola ity ilay fo mitepo tsy nasianao sira e
Reveko manja fa tsy maninona zah' efa taralila e

Taralila e, efa taralila e
Taralila e, mba omeo sanjila
Taralila e, efa taralila e
Taralila e, tsy mahay mandeha ila


Je n'ai plus de douleur
Depuis que t'es dans ma vie oh,
J'ai laissé le passé au passé
Malala fa ianao no hoaviko
Laisse-moi t'accompagner
faire que tu sois ma compagne
tout seul ou en compagnie,
Dis à ton père que c'est moi qui te raccompagne.

Et pour toi j'ai ramé,
Pour toi j'ai ramé,
Pour te retrouver j'ai nagé contre vents et marées.
Et même la tête sous l'eau, bébé je ferais le boulot
Laisse-les jalouser, tu sais que iha avao ro tiako

Sendra mba nanembona aho dia nanoratra hira
Asa ianao raha mievina mahatsiaro anah mangina e
Dia mbola ity ilay fo mitepo tsy nasianao sira e
Reveko manja fa tsy maninona zah' efa taralila e

Taralila e, efa taralila e
Taralila e, mba omeo sanjila
Taralila e, efa taralila e
Taralila e, tsy mahay mandeha ila
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mr Sayda (Misié Sayda)
Vangy : 2870
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 25/12/2021 23:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0765