Tantaran'olondroa (Mr Sayda (Misié Sayda))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sipa oh henoy ty vazo ray ty eFa ty de natolotro ho anao, f'efa nionona izaho ny aminao
TSIKA SY IANAO TSY MAHAZO MIFANKATIA E
Sao dia matin'ny vadinay, na koa bedin'ny vadinao
Fa na misy aza izany tsy ahoantsika ireny e
Feeling-nako revenao, de reveko ny feeling anao..
Tsy anilanao zaho zao toa imangatsiaka eee
Nefa Aleo aloh andeh amzao, raha toa ts mampaninona anao
[Zany ts manina fa reveo mlay e!!
Lay fiainantsika tsinona no efa otranzay e](x2)
...................,,,,,,,,,.
Fa na maro aza ny olona hanakana ana e
Tsy hanoratra hira ho anao
De mbola souvenirako enao nao
Na tsy tohatro aza fa mahery ny fakam-panahy e
Zah tsy hiteny mints oe izy ialao
Satria tsika efa niombona fa oe kilalao
Na dia zany aza efa nanome toky ahy enao e
Misy trosako any aminao...
Reo zay rhtr tsy tontosako taminao
Ka ambongadiny aza df mahavoky ahy ianao e
Tsy hoanah enao manontolo fa ampahany ihany d'efa mahasolo...
[Zany ts manina fa reveo mlay e!!
Lay fiainantsika tsinona no efa otranzay e](x2)
...................,,,,,,,,,.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mr Sayda (Misié Sayda)Vangy : 8591
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : miandjah
Daty : 09/11/2015 11:50